<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>P.P. Bliss</author>
<title>Miambena mivavaha, fa tsy fantatrao FFPM650</title>
<lyrics>[V1]
 Miambena, mivavaha, fa tsy
 fantatrao
 Na ny andro, na ny ora
 fe-potoananao
 Ny Mpanjaka masina ho
 tonga tampoka
 Hampaneno ny trompetra
 ao an-drahona.

[V2]
 Amboaro ny fanilon'ny finoana
 Sy ny solika fitaiza voaomana,
 Ka Velomy re ny afom-
 pitiavana
 Mba hidiranao an-dapam-
 pifaliana.</lyrics>
<hymn_number>650</hymn_number>
</song>